06 Desambra, 2008 16:39
Mason'Andriamanitra
Nampidirin'i tebokaefatra, Sokajy [ Siansa ][ (10) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]

Ity sary ity dia nalain'ny NASA tamin'ilay zanabolana HUBBLE.
Ny anarany:"Mason'Andriamanitra" na "L’OEIL DE DIEU"
Ny fisehoan-javatra toa izao dia miseho in-dray mandeha ao anatin'ny 3000 taona.
Misy milaza fa ny sary toa izao koa dia miteraka fahagaga ho an'ny fiainany ny fahitana azy.Asa anefa ny fahamarinan'izany.
Zao ary eee hevero ho mason'Andriamanitra fotsiny hoe io dia ireto teny ireto no tsarovy.
"Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony."
"Fa ny mason'i Jehovah mandinika ny olombelona."
"Fa ny mason'Andriamanitra dia mijery ny alehan'ny olona, Ary mahita ny diany rehetra Izy."





06/12/2008, 18:46
... nahoana kosa ary no tsy mba hita ny Tanan-Jehovah satria voalaza betsaka kokoa noho ny maso ny tanana ao anaty baoboly??
06/12/2008, 23:57
:)))
Tary @ finoanaranoray ny sarin'i Jesoa Zezo no naseho, ato indray ny Mason'Andriamanitra : manitra Noely ny blaogy.
Hoatran'ny mampitahotra ahy aloha ilay maso na izany na tsy izany e. Soa fa afaka 3000 taona indray vao hiseho, brrrr.
07/12/2008, 00:03
Misaotra betsaka nizara. Mahaliana ahy io taranja io ary dia voatery ni google kely azy mihitsy aho. Mankasitraka. Misy fanazavana tsotra be momba an'io Helix Nebula io natao hoan'ny ankizy ao amin'ny
http://www.nasa.gov/audience/forkids/home/More_Cool_Stuff_Collection_archive_2.html
07/12/2008, 00:21
za koa mankafy resaka astrolojia sy ny karazany :P
zany hoe mampihena finoana A/tra fotsiny le izy...
misaotra nizara :)
07/12/2008, 13:51
Astrolojia io sa astronomia?
08/12/2008, 01:02
astronomia
oops
fa tiako koa ny astrolojia na izany aza ka... le resaka vintana sy karazany ireny :P
08/12/2008, 13:19
1/ Midira http://namana.serasera.org,
2/ mi-se loger toy ny @ ity blaoginao ity ianao, dia jereo etsy an-kavia @ ilay hoe “hafatra voaray” fa nasiako ny tohin’ilay “asa marika an-tsaina tsotra” any !
09/12/2008, 15:17
Mety mbola ho avy ny sarin'ny tànan'Andriamanitra kah hihihihi (R'yM).
Aza matahotra (Ikalamako) ary tandremo sao mampihena ny Finoana an'Andriamanitra
ny siansa sy astronomia (Simp).
09/12/2008, 15:47
>>>>kdaombaramita:voavakiko ny hafatra. Fa ny isa hitanao wa tsy nolazainao eee hihihihi
09/12/2008, 17:22
Indreto misy vitsivitsy mampme be :
73 330
51 130
06 930