28 Aogositra, 2008 14:31
Iza moa ?
Nampidirin'i tebokaefatra, Sokajy [ Ankapobeny ][ (4) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Miarahaba e
Tsy hanoratra lahatsoratra aho fa hanontany hoe iza moa ilay namana nandefa lahatsoratra miaraka amin'ny sary "ny fivoaran'ny olombelona" iny. Mba ilaiko fa ampio kely izaho fa tsy tadidiko. Merci daholo





28/08/2008, 15:25
sao dia ny blaogin'i Lalasoa..."eto indray fa olombelona"...?
28/08/2008, 20:19
Lalachou iny e !
29/08/2008, 07:00
ie, i Lalachou mihitsy iny.
29/08/2008, 14:44
Merci ry namana a